|
|
|
|

Entry1  soa mampiadana
Elementary words  2 soa, 3 mampiadana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza. [1.1]
Synonyms  6 soa mahafiadana

Updated on 2025/09/12